|
|
|
|

Teny iditra1 tany andalam-pandrosoana
Singan-teny  2tany, 3an-dalana, 4fandrosoana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tany tara ara-teknôlôjia ary iharan'ny fahantrana sy ny tsy fahampiana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7pays sous-développés ou en voie de développement. [1.13]
Voambolana  8 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12